No products available yet
Stay tuned! More products will be shown here as they are added.
Ny sarimihetsika sy boky sy CD novokarinay
Hira eran-tany, Madagasikara, ny ranomasina Indiana, Brezily, ny jazz hatramin ny folk sy ny vokatry ny tany.r nNy hiran ireo horonan-tsarinay, ary ireo avy amin ny tora-po sy ny fihaonana...
DVD sarimihetsika fandalinana sy hira kanto voafantina. An'ireo mpanoratra mitantara ny firenena Tatsimo sy ny fombany: Madagasikara, Brezily, Cap Vert... tianay.
Ny DVD amidy ato, ho an'areo mijery ao antrano ihany. Raha andamina fampiseohana any ivelany ny tranonao, na misy na tsy misy vidim'pidiran, a dia ilaina hametrana Fanofana Sarimihetsika . ohatra Association, Mairie, sekoly, oniversite, festival etc...
Stay tuned! More products will be shown here as they are added.