CD Ka - Seheno
  • CD Ka - Seheno
  • CD Ka - Seheno

CD Ka - Seheno

€ 15.00
Tax included

Seheno, Feo vaovaon'i Madagasikara

Horonana tora-po RFI

Tena tsirom-bony "MONDOMIX"

Quantity

 

Politique de livraison

© 2008 LokAnga/Fairplaylist

Nitrebona avy ao amin'ny fianakaviana mpanakanto tena kalaza tao Madagasikara i Seheno, dia ny tarika “ Ny Railovy “. Raha mpanakanto malaza tamin'ny hira ny ray aman-dreniny, mifanohitra amin'izay i Seheno izay misongadina amin'ny fitrandrahany sy ny fironan'ny fony amin'ny hira vakoka tranainy. Niroborobo tao anatin'ny tsiron'ny hazon-javakanto sy hira malagasy izy, izay iavahany noho ny fitiavany ny voary lova avy amin'ny razany tovonan'ny zotra ara-javakanto malalaka sy midadasika : hira afrikana, jazz, amponga brezilianina, hira klasika indianae¦ Nanomboka nipetraka tao Parisy izy ny taona 1995, nandray anjara ho "choriste" tamina tontolon-javakanto goavana (Chico Freeman, Mikidache, Rido Bayonne). Vetivety teo koa no nanoratany ny hirany, nilalaovany ny zavamaneno tiany, nanao fampisehoana maro ary mikolo fatratra milamina ny kantony. Dia eo ny fanovozany fianarana ny dihy miaraka amin'i Jean François Lefort, ny teknikan'ny hira amin'i Roy Hart Theatre, ny fahaiza-mihiran'ny dhrupad (hira klasika any avaratr'i India) miaraka amin'i Ashoka Dhar ao Calcutta, ny teknikan'ny goboka avy amin'ny taolana miaraka amin'i Anne Silberstein. Ny taona 2006 miaraka amin'ny fifankahaizana amin'ny mpively amponga indiana Prabhu Edouard (H.Chaurasia, Jordi Savall, Mario Laghinae), dia nanagana ny tariny izay mitondra ny anarany i Seheno.

 

TRACK-LIST

1. ka / Seheno 4:47

2. tsy irery / Seheno 5:01

3. afaka / Seheno 6:27

4. falyfaly / Seheno 3:04

5. omeko anao / Seheno-Hery Andriamahatana 4:59

6. blue joy / Seheno 3:51

7. aiza / Seheno - Biry 2:59

8. iray / Seheno 7:45

9. ho avy / Seheno 5:01

10. gaga / Seheno 5:46

11. lasa / Seheno - Prabhu Edouard 6:01

12. teo / Seheno 3:34


official website http://www.seheno.com

220KA

Data sheet

Running time:
60 minutes
Number of tracks:
12
Booklet:
26 pages
Taona:
2008