BOKY Rakibolana mpianatra - dictionnaire des écoliers et collégiens
  • BOKY Rakibolana mpianatra - dictionnaire des écoliers et collégiens
  • BOKY Rakibolana mpianatra - dictionnaire des écoliers et collégiens
  • BOKY Rakibolana mpianatra - dictionnaire des écoliers et collégiens
  • BOKY Rakibolana mpianatra - dictionnaire des écoliers et collégiens

BOKY Rakibolan'ny mpianatra - dictionnaire des écoliers et collégiens

€ 37.91
Tax included

Ity rakibolana ampiasana teny roa ity dia natokana ho an'ny mpianatra sy ny mpampianatry ny sekoly ambaratonga voalohany sy faharoa.

Quantity
Rupture de stock

100% secure payments

 

Politique de livraison

© 2019 Tezaboky, IDAC Madagascar & Zébu Francophone

Ity rakibolana ampiasana teny roa ity dia natokana ho an'ny mpianatra sy ny mpampianatry ny sekoly ambaratonga voalohany sy faharoa. Natao ho fitaovana ianarana sy ifehezana ny teny malagasy sy ny
teny frantsay izy. Azo atao tsara ny mamaky azy irery na miaraka, na any an-tsekoly, na any amin’ny tranomboky,
na ao an-trano.
• Torolalana fampiasana voaravaka sary.        
• Voanteny mihoatra ny 15000.                          
• Sary mihoatra ny 500.                                      
• Fafanà voambolana aman-tsary  20.              
• Fafana pedagozika vitsivitsy (fitsipi-teny, fitanisana matoanteny, fanononana).    

Attention! Quelques exemplaires disponibles en France seulement

ATTENTION : frais de port spécifiques de 9.44€

115RAK

Data sheet

Taona:
2019
Haavo:
25cm
Ampohiny:
16cm
Takila:
800
Fiteny:
Malagasy + Français
ISBN:
978-2-9535200-3-3