LIVRE Ny fampiasana ny teny vahiny ao anatin'ny teny malagasy
  • LIVRE Ny fampiasana ny teny vahiny ao anatin'ny teny malagasy

BOKY Ny fampiasana ny teny vahiny ao anatin'ny teny malagasy

€ 28.44
Tax included

Isan'ny boky fanairana ny mpamaky ity boky avoakany ity mba hahafantarantsika ny endriky ny fampiasantsika ny teny vahiny ao anatin'ny teny malagasy.

Quantity
Rupture de stock

100% secure payments

 

Politique de livraison

Mpampianatra-Mpikaroka amin'ny Sampana Malagasy amin'ny Oniversiten'Antananarivo i Solo Raharinjahanary.

Efa Sojabe (Doyen) tao amin'ny Fakiolten'ny Teny aman-Tsoratra ary ny Siansa mahaOlona izy (Faculté des Lettres et Sciences Humaines), rehefa avy nampianatra ela tany amin'ny Oniversiten'i Toliara. Fandinihana ny teny sy ny fiarahamonina no tena niasany ary namoaka fandinihana samihafa momba ny fitenim-paritra izy. Ny fametrahana amin'ny sarintany ny fitenim-paritra eto Madagasikara no isan'ny boky navoakany ary ny fiteny tanôsy no nanaovany tesy (thèse).

Isan'ny boky fanairana ny mpamaky ity boky avoakany ity mba hahafantarantsika ny endriky ny fampiasantsika ny teny vahiny ao anatin'ny teny malagasy.

"Voatohintohina avokoa ny sehatra rehetra tsy ampoizina itenenana ka ampiasantsika ny teny vahiny rehefa miteny malagasy", hoy ny Filohan'ny Akademia Malagasy raha nanolotra ity boky ity izy.

LACFAM

Data sheet

Taona:
2013
Pays:
Madagasikara
Takila:
298
Fiteny:
Malagasy