BOKY Histoire de la Grande Isle Madagascar - Flacourt
  • BOKY Histoire de la Grande Isle Madagascar - Flacourt

BOKY Histoire de la Grande Isle Madagascar - Flacourt

€ 42.65
Tax included

Fanontana vaovao ny bokin'i Etienne de Flacourt, governora tao Fort-Dauphin, 1648 - 1655. Amin'ny teny frantsay moderna, naotin'i Claude Allibert.

Quantity
Rupture de stock

100% secure payments

 

Politique de livraison

Fanontana vaovao ny bokin'i Etienne de Flacourt, governora tao Fort-Dauphin, 1648 - 1655. Amin'ny teny frantsay moderna, naotin'i Claude Allibert.

Ny taonjato faha- 17 no nahita voalohany ny fahatongavan'ny Frantsay tany Madagasikara. Ny taona 1642 hatramin'ny 1674, mpiantsambo maro no indreo maintsona ao aminn'y faritra atsimo andrefan'ny Nosy, ao Anosy ; toerana kely anila'ny nosy Sainte-Luce aloha, dia nikisaka kely atsimotsimo, tanjona izay nataon'i Pronis, ny governora voalohany, hoe Fort-Dauphin ho mari-panajana ny mpanjakan'i Frantsa. Anisan'ireny olona ireny, i Etienne de Flacourt, dia nonina tao ny taona 1648 hatramin'ny taona 1655 ka nony tafaverina izy dia naolotra ny boky "Histoire de la Grande Isle Madagascar", vakivakim-piainany sy izay notsinjoviny tany. Ny bokin'i Flacourt dia natonta indroa tamin'ny taonjato faha- 17, ny voalohany fony fahavelony (1658), ny faharoa (1661) fotoana fohy taorian'ny nahafatesany tany an-dranomasina raha iny izy handeha hiverina any Madagasikara. Ity fanontana farany ity dia miezaka ny hahamora ny fikarohana miaraka ny kolontsaina sy ny tantara'i Madagasikara.

 

124HIS

Data sheet

Taona:
2007
Haavo:
24cm
Ampohiny:
16cm
Takila:
720
Fiteny:
Français
ISBN:
978-2-84586-582-2