BOKY L'insurrection malgache de 1947 - Jacques Tronchon
  • BOKY L'insurrection malgache de 1947 - Jacques Tronchon

BOKY L'insurrection malgache de 1947 - Jacques Tronchon

€ 26.54
Tax included

Jacques Tronchon eto dia mitantara ny fijeriny ny tabataba tany Madagasikara (1947) taorian'ny ady lehibe faharoa.

Quantity

100% secure payments
 

Politique de livraison

Ity bokin'i Jacques Tronchon ity dia singany irery hatramin'izao amin'ny tantara fandalinana ny anjara andraikitra noraisin'ireo tompon'antoka tamin'ny tabataba 1947 tany Madagasikara, dia ireto avy: ny lohandohan'ny mpisorona tao amin'ny MDRM, ireo fikambanana miafina malagasy ary ny mpiandraikitra frantsay. Tovanan'ny taratasy maro tsy mbola voatsikafona, aharihariny etoana ny zava-marina maro tamin'iny tantara vonton-drà iny.

Mpanoratra : Jacques Tronchon
Edisiona : Karthala

124INS

Data sheet

Taona:
1998
Takila:
399
Fiteny:
Français
ISBN:
2-86537-156-5