DVD Saudade do Futuro - MC sy C. Paes
search
  • DVD Saudade do Futuro - MC sy C. Paes
  • DVD Saudade do Futuro - MC sy C. Paes

DVD Saudade do Futuro - MC sy C. Paes

€ 20.00
Tax included

Horonantsarin'i Marie-Clémence & Cesar Paes ho fampahafantarana an'i Sao Paulo sy ireo poetan'ny lalany, mpifindra monina Nordeste brezilianina, izay tsy mena-maso eo anatrehan'ny mpanao rapp tandrefana.

Également disponible en streaming sur  



Quantity

 

Sécurité du paiement

 

Délais et frais de livraison

Horonantsarin'i Marie-Clémence et Cesar Paes

Hatreny amin'ireny trano mijoalajoala mahafanina mitsangana ireny ka hatrany an-davaky ny metro, hatramin'ny fitakiana ara-pôlitika na koa bal pepilera, na mpanao gazety izy, na ben'ny tanà na na mpitondra fiarakaretsaka, ireo mpifindra monina Nordestinina no mitondra antsika ao amin' ny São Paulo-"ny", anisan'ny tanà n-dehibe ngeza indrindra eran-tany, sy ny mponina 16 tapitrisa ao aminy. Tonga tao São Paulo izy ireo, any atsimo, satria nitsoaka ny haintany any Nordeste na mety ho nitady harena koa. Na tonga hiasa fotsiny satria any "atsimo manjopiaka" no iandronan'ny asa, ny vola sy ny orinasa any Brezily. Araham-peon-gitara na amponga kely, ireo "repentistas" nordestinina ireo, toa zary mpanao gazety mitantara ny fiainana isan'andro, no mamorona rima sy miantsa tononkalo momba izay fiainana hitan'ny masony sy manodidina azy eo no ho eo. Mindrana ny mason'ny Nordestinina i Saudade do Futuro hijereny an'i São Paulo, ary mindrana ny feony hihirany ny tanà n-dehibe !

« Plans éblouissants... Grouillant de monde, foisonnant de personnages, SAUDADE DO FUTURO est une oeuvre polyphonique d'inspiration baroque... » LIBERATION

"Emouvante épître selon São Paulo, hommage à un chaud populo qui a plus d’une corde vocale à son arc." LE CANARD ENCHAINE

"La qualité d’un documentaire tient principalement à trois choses : la force et l’originalité du sujet, la structure adoptée pour le retranscrire à l’écran, et le regard du réalisateur. Le grand avantage de Saudade do Futuro est qu’il part gagnant sur les trois tableaux... Ce qu’il propose n’est pas moins qu’une vision subjective de la cité en devenir (...) qui rappelle, par moment Le Joli Mai de Chris Marker." REPERAGES

 

« Formidable idée que de conter une ville à travers le chant de ses bardes… » TELERAMA

Rendez-vous sur le site de Saudade do Futuro : www.saudadedofuturo.com

 

Le dvd acheté à ce tarif est réservé à l'usage privé dans le cercle de famille. Pour toute autre utilisation, merci de nous contacter ou de visiter la page concernant les droits ici >

300SAU

Data sheet

Réalisateur/trice:
Marie-Clémence sy Cesar Paes
Pays:
Brazila
Format:
NTSC / PAL
Zone:
Multizone
Subtitles:
FRANCAIS, ENGLISH, ESPANOL, ITALIANO
Running time:
90min
Image:
16:9
Sound:
Dolby digital 5.1
Bonus:
scènes coupées au montage, en studio avec les musiciens, album de tournage, histoire de l'affiche, bande annonce...

You might also like

Comments (0)
No customer reviews for the moment.