DVD Batuque, l'âme d'un peuple - Julio Tavares
Horonantsarin'i Julio Tavares. "Fialam-boly tsy mety amin'ny olo-marina sy tsara taiza, satria mety handrendrika azy any amin'ny tsy fahafatesana sy ny fimamoana..." Anatr'i Praia, nosin'i Santiago, amin'ny anaran'ny mpanjakan'i Portugal, ny 7 Marsa 1866
Sécurité du paiement
Délais et frais de livraison
Horonantsarin'i Julio Tavares
© Laterit productions / LX Filmes
Taona 1462, ireo andevo voalohany nentin'ny mpanjanaka Portugais tany Cap-Vert, dia nitondra niaraka taminy ny jadon'i Afrika sy ny voan'izay hanjary ho Batuque . Mozika mirohondrohona sy dihy mahafanina arahin'ny vely ampongan'ny tanana mihanjaka. Norarana sy voahenjika tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany, ny Batuque dia mbola tavela na dia niafina aza.
Ny tarika Raiz de Tambarina dia anisan'ny tarika tranainy indrindra ao amin'ny nosy Santiago. Ny famerenana sy ny fankalazana, nataony mandavanandro, ireo mpikamban'ny tarika - mpamily kamie´, mpamafa trano, mpivaro-trondro no mizara amintsika ny famaivain'ny Batuque, dia iny isika mitsinjo ny Cap-Vert omaly sy anio.
Le dvd acheté à ce tarif est réservé à l'usage privé dans le cercle de famille.
Pour toute autre utilisation,
merci d'ajouter les droits adéquats ici
ou de nous contacter
Data sheet
- Taona:
- 2006
- Réalisateur/trice:
- Julio Tavares
- Pays:
- Cap Vert
- Format:
- PAL
- Running time:
- 52min
- Image:
- 4:3
- Sound:
- Stereo
- Fiteny:
- Créole & Portugais