DVD Raketa Mena - Hery Rasolo
search
  • DVD Raketa Mena - Hery Rasolo
  • DVD Raketa Mena - Hery Rasolo

DVD Raketa Mena - Hery Rasolo

€ 15.00
Tax included

Horonantsarin'i Hery A. Rasolo.
Raketa Mena, dia tantarany mponina ao amineny fokontany Tranovaho, ambanivohitre Androy, toerana tsy ahitana izay antoky ny aina indrindra dia ny rano. Moa ve ity voan-draketa ity hahavotra ny aineireo mponina ireo? Ary ahoana ny fitondram-panjakana malagasy ao anatineizany rehetra izany?

Également disponible en streaming en VOD  

Format: PAL ST Français
Quantity

 

Sécurité du paiement

 

Délais et frais de livraison

© 2008. Izany s'izany. Horonantsarin'i Hery A. Rasolo

Vao nanomboka tamin'izay ny propagandy ho fifidiana ny filoham-pirenena ny 3 desambra 2006. Tao Ampanihy i Lahiniriko Jean, kandidà no nanao ny kabariny ho fanomezan-toky ny mpianatra fa hamerina ny kilasimandry eny amin'ny lycee. Velom-bolo aok'izany ny mpomba azy tamin'izany, raha iny indrindra kosa tao Soamanitsa, tanà na kely ambanivohitr'i Cap Sainte Marie, vaviantitra iray no mihiakam-pahatezerana sy famoizam-po ka milaza hoe "Mihinana raketa izahay! Noana izahay! Mangetaheta izahay!". Raketa Mena, dia tantaran'ny mponina ao amin'ny fokontany Tranovaho, ambanivohitr'Androy, toerana tsy ahitana izay antoky ny aina indrindra dia ny rano.Moa ve ity voan-draketa ity hahavotra ny ain'ireo mponina ireo? Ary ahoana ny fitondram-panjakana malagasy ao anatin'izany rehetra izany?

Mention de l'Urgence Festival Plein Sud - Cozes (France)

Le dvd acheté à ce tarif est réservé à l'usage privé dans le cercle de famille.

Pour toute autre utilisation,

merci d'ajouter les droits adéquats ici >

ou de nous contacter

309RAK

Data sheet

Taona:
2008
Réalisateur/trice:
Hery Rasolo
Pays:
Madagasikara
Format:
PAL
Subtitles:
French
Running time:
52min
Fiteny:
Malagasy

Specific References

ean13
3772538263628
Comments (0)
No customer reviews for the moment.