BOKY Ny Rongoniko - Bana Rahalahy
Ny Rongoniko "Ny teny Gasy ny tena gasy ny tany Gasikara" dia maneho sahady ny fahafenoin'ny votoatin'ity sanganasa ity, miseho amin'ny endrika sombin-tantara sy tononkalo.
Sécurité du paiement
Délais et frais de livraison
Ny Rongoniko "Ny teny Gasy ny tena gasy ny tany Gasikara" dia maneho sahady ny fahafenoin'ny votoatin'ity sanganasa ity, miseho amin'ny endrika sombin-tantara sy tononkalo.
"izay mamaky ny diam-penin'i Bana dia ho voasarika hanara-dia ny teniny" (Dama Mahaleo)
"Ny teny, ny tontolo (tany) sy ny kolo ao aminy (tena) no mahasaro-piaro ny mpanoratra" (Abel Andriarimalala).
"Ny fikirakirana tsy manam-pihatoana ny "teny" abosesiky ny aingam-panahy no zary solon-drongony mpanony ny hetahetany". (F.X. Mahah)
"Ireo roboka ao amin'ny "Rongoniko" dia ho velombelon'aina, satria ao no misy fanafody sy fibeazana fa tsy any amin'ilay rongony mahadomelina sy mpanapotika. (Narivelo Rajaonarimanana)
Data sheet
- Taona:
- 2011
- Haavo:
- 20cm
- Ampohiny:
- 14cm
- Takila:
- 144
- Fiteny:
- Malagasy