• Out-of-Stock
BOKY Hery sy ny zava-mampatahotra
search
  • BOKY Hery sy ny zava-mampatahotra

BOKY Hery sy ny zava-mampatahotra

€ 8.50
Tax included

© 1999. L'Harmattan.

Livre pour enfants, Edisiona fiteny roa Frantsay/Malagasy
Texte français : François Paquement. Texte malgache : Noro Andriamiseza. Illustrations : Elodie Dao.

 

Quantity
Out-of-Stock

 

Sécurité du paiement

 

Délais et frais de livraison

© 1999. L'Harmattan.

Livre pour enfants, Edisiona fiteny roa Frantsay/Malagasy
Texte français : François Paquement. Texte malgache : Noro Andriamiseza. Illustrations : Elodie Dao.

 


Fahita eny afovoantanin'i Madagasikara itony tanana kely itony, akaiky ala azo hangalana kitay sy hihazana, ary avo toearana hany ka mahatazana tsara ny tanimbary midasika manodidina izay mipendrampendra tarafin'ny masoandro miposaka.
Io ny fonenan'i Hery, zaza enin-taona nampidirina nianatra tamin'ity taona ity. Telo kilometra avy eo no misy ny sekoliny, any an-dohasaha any.

147HER

Data sheet

Taona:
1999
Takila:
16
Fiteny:
bilingue Français - Malagasy
ISBN:
2-7384-7399-7
Comments (0)
No customer reviews for the moment.