DVD Mina Agossi, feon'ny mpivezivezy - JH. Meunier
search
  • DVD Mina Agossi, feon'ny mpivezivezy - JH. Meunier
  • DVD Mina Agossi, feon'ny mpivezivezy - JH. Meunier

DVD Mina Agossi, feon'ny mpivezivezy - JH. Meunier

€ 20.00
Tax included

Horonantsarin'i JH Meunier.
Sary misafo ilay ramatoa mpihira jazz, mpamoron-kevitra, teny sy hira frantsay-beninoazy

Quantity

 

Sécurité du paiement

 

Délais et frais de livraison

© 2007 ARTE France - Label Video - TVM/Cinéplume - le Snark

Nanaraka an'ilay ramatoa mpihira Jazz Mina Agossi i Jean-Henri Meunier nandritry ny 2 taona tamin'ny fampisehoana nataony eran-tany.

Vehivavy mambabo fo, manam-peo mahavalalanina, no mitantara ny dingana nolalovany, ny fihaonana nampiova ny zotrany, ny faka nitsiriany avy any Benin sy ny mozika nandrotsirotsy azy.

Ao anatin'ny tontolon'ny jazz hiraina ankehitriny, Mina Agossi dia anisan'ireo mitondra akaiky indrindra ny lova navelan'ny "soul sisters".

Manaraka ny dian'i 'Ella Fitzgerald, i Billie Holiday, i Sarah Vaughn, ny mozikan'ny dia fifangaroan'ny fitrandrahana ny kanto, ny asa ary ny aingam-panahy.

Ny feony miavaka, manaitra sy mihanta, dia mampiaiky ireo mpandala ny jazz - i Archie Shepp sy i Ahmad Jamal no voalohany amin'ireny - entiny ao anatiny ny zeziky ny hiran'ny mainty rehetra : ny fanahin'ny blues, ny fitsaikon'ny soul, ny tromban'ny funk, ny fahalalahan'ny jazz



official website http://www.minaagossi.com/

 

 

Le dvd acheté à ce tarif est réservé à l'usage privé dans le cercle de famille.

Pour toute autre utilisation, merci de nous contacter

307MIN

Data sheet

Format:
PAL
Zone:
Multizone
Subtitles:
Français - English
Running time:
52min
Comments (0)
No customer reviews for the moment.