

Horonantsary fohy an'i As Thiam, miaraka amin'i James Campbell sy i Mame Ndoumbe Diop Mozika Wasis Diop.
Tanit de Bronze - Journées cinématographiques - Carthage
Mention Spéciale - FESPACO
Prix du Public - Festival Plein Sud
Sécurité du paiement
Délais et frais de livraison
miaraka amin'i James Campbell sy i Mame Ndoumbe Diop
mozika Wasis Diop
Mpivady jamba, i Samba sy i Coumba vadiny, dia mpangataka. Indray andro, noho ny fitokonan'ny fitateram-bahoaka dia voatery nandeha an-tongotra izy ireo hamonjy an'i Dakar, namakivaky ny saha mavana tokan'ny tanà n-dehibe. Mamakivaky voninkazo, ny loko maro, ny feom-borona no amisavisan'izy roa ny tontolo manodidina, dia samy mamboraka ny vinaniny sy miady mafy amin'ny fanohanana ny heviny. Tampoka iny, teo aminn'y mazava anivon'ny ala, indro nisy fahagagana, naka ny endriky ny kiririoka majikae.
Tanit de Bronze Journées cinématographiques - Carthage
Mention Spéciale - FESPACO
Prix du Public - Festival Plein Sud - Cozes
Le dvd acheté à ce tarif est réservé à l'usage privé dans le cercle de famille.
Pour toute autre utilisation, merci d'ajouter les droits adéquats ici
ou de nous contacter