

Jery mahasondriana ny fomban'ny "Famadihana", ny famadihan-drazana (na koa ny marimarina kokoa dia ny fanovana lambamena) any Madagasikara, izay mipetraka ao amin'ny fitantaran'ny razana "avadika".
Sécurité du paiement
Délais et frais de livraison
horonantsarin'i Hery A. Rasolo
Rakotomanga, antsoina koa hoe "Rapiedidy", tambanivohitra ao Tankafatra (tane na namelan-kafatra) dia tena zendana amin'ny fitsabahan'ny fivavahana kristianina ao an-tanin-drazany.
Nohararaotiny ny fahatongavan-dRasolo - mpanoratra-mpanatontosa - mba hanehoany amin'ireo mpiray tanindrazana sy namany any ivelan'ny riaka ny fomba fiainan'ny tambanivohitr'Imerina.
Hazavainy amin'izany ny "famadihana" na koa ny famonosan-damba ny razana, iray amin'ireo riba vakoky ny razana malagasy. Satria ho an-dRapiedidy, "ny fomban-drazana dia tahaka ny osy misy volombava : raha lova avy amin'ikaky tsy ariana; raha adidy avy amin'ikaky tsy lavina !"
* Mention spéciale du jury au 3ème Festival du film panafricain de Cannes (février 2006)
* Prix "Témoins de paix" au 6ème Panafricana di Roma (avril 2006)
Le dvd acheté à ce tarif est réservé à l'usage privé dans le cercle de famille.
Pour toute autre utilisation,
merci d'ajouter les droits adéquats ici
ou de nous contacter
Data sheet