BOKY Faune et flore de Madagascar
search
  • BOKY Faune et flore de Madagascar

BOKY Faune et flore de Madagascar

€ 18.96
Tax included

Boky mitantara ny tontolon'ny biby (gidro, tanalahy...) sy ny zavamaniry (Orchidées, rofia, renala...).

Quantity

 

Sécurité du paiement

 

Délais et frais de livraison

Edisiona Karthala/Tsipika

Boky natokana ho an'ny mpizaha tany sy ny mpandala ny tontolo iainana, natao koa ho an'ny Malagasy rehetra sy ireo izay liana amin'ny harenan'ny zavaboary malagasy. Ny karzam-biby sy zavamaniry rehetra ao amin'ny Nosy dia voarakitra an-tsary ao miaraka amin'ny fanazavana.
I Madagasikara dia niempaka tamin'i Afrika, 65 hetsy taona izay. Niofo sy nivoatra irery tsy nisy helingelina avy ivelany izy, afa-tsy karazam-biby mampinono vitsivitsy foana.
Manana karazan-javamaniry 12 000 tsy hita afa-tsy any an-toerana i Madagasikara, raha 4000 no ananan'i Frantsa; karazana miisa 1000 samy hafa ny Orchidées ary 170 ny rofia; ary indrindra ny renala dia manana ny karazany 7 amin'ny 8 fantatra eran-tany izy. Raha ny biby indray, maro dia maro ny karazana tsy hita afa-tsy any an-toerana. Ny Nosy Madagasikara dia fantatra ho ivon-toeran'ny fiofoan'ny karazan-gidro, tanalahy ary biby mandady maro.

Lucile Allorge-Boiteau sy Maxime Allorge

124FAU

Data sheet

Taona:
2007
Takila:
170
Fiteny:
Français
ISBN:
978-2-84586-942-4