• Out-of-Stock
CD Masoala  - Madagascar All Stars
search
  • CD Masoala  - Madagascar All Stars
  • CD Masoala  - Madagascar All Stars
  • CD Masoala  - Madagascar All Stars

CD Masoala - Madagascar All Stars

€ 20.00
Tax included

fifanojoana mirendrika tanteraky ny kanto malagasy 5 : Regis Gizavo, Dama tarika Mahaleo, Fenoamby sy Erick Manana ary Justin Vali, CD noraisim-peo tao amin'ny studio Mars Antananarivo, 2008

DERNIERS EXEMPLAIRES, ATTENTION COLLECTOR!

Quantity
Out-of-Stock

 

Sécurité du paiement

 

Délais et frais de livraison

Ho an'ny nosy reniny, Regis Gizavo, Marius Fenoamby, Erick Manana, Justin Vali ary i Dama tarika Mahaleo dia nivondrona ho lemaka iraisan-kina : Madagascar All Stars. Enin-taona taorian'ny niarahana an-tsehatra, mpanakanto dimy lahy malaza no maninteraka horonana. Miaraka amin'ny fandraisana anjaran'i Olombelo Ricky.

 

 

TRACK-LIST

1. Masoala / Justin Vali 5:28

2. Tsunami /Dama-Erick Manana/Régis Gizavo 3:52

3. Tsy miraharaha / Dama 5:14

4. Halako / Fenoamby 5:06

5. Raiso ny dimy / Erick Manana 3:43

6. Soanali / Olombelo Ricky 5:10

7. Moramora / Dama 3:51

8. Malaso / Régis Gizavo 4:36

9. Hidôla zaho niany / Fenoamby 4:24

10. Inona no mahaory? / Erick Manana 4:09

11. Handeha isika hody e / Justin Vali 3:43

12. Adin-tsaina / Dama 5:34

13. Ho hala areo / Fenoamby 2:44

 

200ALL

Data sheet

Taona:
2009, ré-édition 2014
Running time:
58min
Number of tracks:
13
Packaging:
Boitier cristal

You might also like

Comments (0)
No customer reviews for the moment.