DVD Lasopy Awara -  MC sy C. Paes
search
  • DVD Lasopy Awara -  MC sy C. Paes
  • DVD Lasopy Awara -  MC sy C. Paes

DVD Lasopy Awara - MC sy C. Paes

€ 15.00
Tax included

Horonantsarin'i Marie-Clémence & Cesar Paes. Miainga amin'ny fandrahoan-tsakafo, ity sarimihetsika ity dia mitantara ny endriky ny fiarahamonina safiotra any Guyane Frantsay.

Également disponible en streaming sur  

Format: PAL ST Français
Quantity

 

Sécurité du paiement

 

Délais et frais de livraison

© 1996. Laterit productions - Cobra Films - Arte - ORSTOM

Le bouillon d’Awara dia mitovitovy amin'ny nahandrom-bariaminanana. Misy milaza hoe izay mihinana azy ny Alatsinain'ny Paska dia tsy mandao intsony an'i Guyane. Miainga amin'ny fomba fahandro, sady raisina ho sarin-teny fomba fanao tena izy, ity horonantsary ity dia mitsika ao anatin'ny zava-misin'ny fiainana ifangaroan'ny fomban-drazana samy hafa mitambatra ho Guyane iray, tany frantsay any Amerika.

 

"io bouillon d'awara io dia mahay mamosavy ireo tia sakafo be sakaye LE MONDE

"Rehefa zoviana, dia mahatsapa fandresena manoloana ny tsy fandeferana sy ny fanavakavaham-bolon-koditra mandadilady. Fampan'ny vahoaka maro loko, i bouillon d'awara dia sarimihetsika malala-tanana." IMAGES DOCUMENTAIRES

 

Le dvd acheté à ce tarif est réservé à l'usage privé dans le cercle de famille.

Pour toute autre utilisation, merci d'ajouter les droits adéquats ici 

ou de nous contacter

300AWA

Data sheet

Taona:
1996
Réalisateur/trice:
Marie-Clémence sy Cesar Paes
Pays:
Guyane
Format:
PAL
Running time:
70min
Sound:
Stereo

You might also like

Comments (0)
No customer reviews for the moment.