

horonantsarin'i Paes & Rajaonarivelo.
Vokatry ny tanini Madagasikara. Izay no azo amehezana ilay horonantsary Mahaleo, mirakitra ny lafim-piainana rehetra nisy sy misy, ary voatantara ao anatinâny tokonkiranâny Tarika Mahaleo.
Film complet également disponible en streaming avec 7 sous-titres dont Malagasy sur
Sécurité du paiement
Délais et frais de livraison
horonantsarin'i Paes & Rajaonarivelo
Ny zava-misy sy nisy, nandritra ny vanim-potoana nisian'ny tarika Mahaleo, izany hoe talohan'ny taona 1972 ka hatramin'izao, no asongadin'ny mpanatontsoa ao anatin'izany horonantsary izany. Ny marimarina kokoa, dia izay voaresaka anatin'ny tononkira no nahitana sary mifanaraka aminy. Manampy izany ny fiainan-dry Dama, Dadah, Charle, Raoul, Bekoto, Nono ary Fafa andavanandro. Anisan'ny manintona ny maso sy ny sofina voalohany, izay fifanandrifian'ny sary amin'ny tononkira izay. "Toy ny tsy namboarina fa nandeha ho azy", hoy ny mpamokatra sarimihetsika iray, raha nanontanianay ny heviny.
"Un exemple bouleversant d’engagement, qui fait encore croire aux solutions non-violentes. Tant qu’il y aura de la musique, il y aura de l’espoir." *** CinéLive
"Sans cesse, la caméra est à la juste distance. Jamais le documentaire ne se plombe de didactisme ou de volontarisme. Aucun commentaire n’est nécessaire : les images parlent d’elles-mêmes, redessinant les mélodies dans de somptueuses harmonies de lumières et de couleurs. On en sort non seulement riches de ce beau portrait de Madagascar aujourd’hui, mais aussi avec une furieuse envie de mieux connaître ce peuple et ce pays." Africultures
Prix du Public & Ile d’Argent - Fest. Int. du Film Insulaire - Groix
Meilleur documentaire - Festival "Regards sur le cinéma du Sud" - Rouen
Etoile SCAM 2007
Le dvd acheté à ce tarif est réservé à l'usage privé dans le cercle de famille. Pour toute autre utilisation, merci de nous contacter ou de visiter la page concernant les droits ici >
Data sheet
Specific References
You might also like